|
|
|
|
1964: Batisa natao tany Sahamadio
Fisakana
1965: Izahay sy dadabe ao an-jaridaina |
1966: Izahay sy dadabe tany Fort-Dauphin
(1) |
1966: Izahay sy dadabe (nenibe) ary
Fils (cousin-ko) tany Fort-Dauphin (2) |
1968: Ity no sary tapaka voalohany
tadidiko.. |
|
|
|
|
1968: sarinay sy Doris eo @ tohatoha-baton'antaninarenina |
1968: Antaninarenina: Izahay sy mama |
1966: Classe de maternelle tao @
sekoly Soamaharitra |
1967: Classe de 12eme
tao @ sekoly Soamaharitra |
|
|
|
|
1968: vacances tany Fort-Dauphin |
1969: Classe de 11eme
tao @ Ecole Conventionnee Ampefiloha |
1970: Classe de 10eme
tao @ Ecole Conventionnee Ampefiloha
Rq: I Mme Richard (vadin'i
Christian Remi Richard) no nampianatra ahy t@ izany fotoana izany
(jereo ny sary) |
1971: Classe de 9eme tao
@ Ecole Conventionnee Ampefiloha |
|
|
|
|
1972: Classe de 8eme tao
@ EPP Analakely
Rq: I Mme Zafy Albert
(Therese) no nampianatra ahy t@ izany fotoana izany (jereo ny sary) |
1972: Classe de 7eme tao
@ EPP Analakely |
1976: Sarinay sy Zeze (Mamy Roger)
1976: Sarinay sy Patse (Patrick Daniel) |
1979: Classe de 2nde tao
@ Lycee Ampefiloha |
|
|
|
|
1979: Classe de 2nde tao
@ Lycee Ampefiloha |
1981: Classe de Tle tao
@ Lycee Ampefiloha |
1982: Service National Toamasina
(1) |
1982: Service National Toamasina
(1) |
|
1990: Sejour voalohany
tany Mkara taorian'ny nandehanana tany Pologne: Soutenance de
these'i Manantsoa (Razakamanantsoa Arinjatovo). Tao ihany koa i Nono
(bassiste ' i Mahaleo taloha). |